Teny iditra | ivelan > ivelana (vela) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny fameno | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | alevina, avelany, ivelana |
Teny iditra | ivelan > ivelany | ||||||||
Sokajin-teny | tambinteny | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy ao anaty: Lasa any ivelany izy Tsy ao anatin' ny: Ataovy madio tsara ivelan' ny trano [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Outside, on the exterior [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | à l'extérieur [1.3, 1.8] | ||||||||
Extérieurement: Tsy tia vavaka afa-tsy ivelany hiany izy (Ce n'est qu'à l'extérieur qu'il est dévot) [1.4] | |||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ivelany io | ||||||||
Teny iditra | ivelan > ivelany | ||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Hita maso: Marevaka ny loko ivelany [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Extérieur [1.3, 1.13] | ||||||||
Externe [1.3] | |||||||||
Extrinsèque [1.13] | |||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Teny iditra | ivelan > ivelany | ||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Endrika, tarehy, bika, toetra hita maso: Tsara ny ivelan' io trano io ~ Tsarovy fa manodoka matetika ny ivelany [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | L'extérieur, le dehors [1.3] | ||||||||
Teny iditra | ivelan > ivelany (vela) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny famenony ivelana sy mpisolo | ||||||||
Fivaditsoratra | ivelany, lenivay |