Teny iditra | Itompokolahy | ||||||
Singan-teny | i~ ; tompoko ; lahy | ||||||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Teny fanajana apetraka eo alohan' ny anaran' olona efa maty [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Feu: itompokolahy Ranona (feu Untel) [1.4] | ||||||
Ohatra |
| ||||||
Voambolana | Teny fanajana | ||||||
Tovy hevitra | Ratompokolahy | ||||||
Mpanahaka | Itompokovavy | ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny Itompokolahy io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/26 |