Teny iditra iray fototra
Singan-teny iray ; fototra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza fomba fanisana atody izay mandeha tsitelotelo: iray fototra: atody telo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A nest of three eggs [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Se dit des oeufs comptés trois par trois: trois oeufs [1.3]
Ohatra Irayfototra sy mifankahazo resaka na dia misy fiteny tsirairay tsy mitovy aza. [1.436]
Mpanahaka  roa fototra ~ telo fototra ~ efa-pototra

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/31