Teny iditra iraisana (iray)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Fanazavàna teny anglisy About which one is united [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Pour quoi on s'unit [1.8, 1.5]
 Collectif [1.13]
Ohatra 
1lalana hatrany hisian' ny sori-dalana iraisana. [2.356]
2Mety manambara fototra iraisana izany fitovian' anarana izany. [2.508]
3Ny momba ny vazaha moa dia aretina iraisana iny, ka tsy mahagaga raha samy itarainana. [2.472]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : iraisana, iraisako, iraisanao, iraisany, iraisantsika, iraisanay, iraisanareo, iraisan', iraisan-, iraisam-, iraisa-
Ny lasa : niraisana, niraisako, niraisanao, niraisany, niraisantsika, niraisanay, niraisanareo, niraisan', niraisan-, niraisam-, niraisa-
Ny hoavy : hiraisana, hiraisako, hiraisanao, hiraisany, hiraisantsika, hiraisanay, hiraisanareo, hiraisan', hiraisan-, hiraisam-, hiraisa-
Filaza mandidy : iraiso
Kamban-teny 
Lohateny Fanambarana iraisam-pirenena momban' ny Zon' olombelona
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/20