Teny iditra intelo (telo)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Miverina indroa miampy indray mandeha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Three times [1.2]
 Three times (and so with other numerals) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Trois fois [1.3]
 Trois fois (même formation pour les autres numéros [1.8]
Ohatra 
1Intelo izy no nitsangana hiditra ho ao amin-dRazaimalala [2.324]
2Tsy nihinana intelo intsony izahay, fa indroa isan'andro [2.472]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31