Teny iditra |
Ingahy
|
Singan-teny | lahy |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona)
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Antidahy hajaina [1.78]
|
| Teny fanajana fametraka eo alohan' ny anaran-dehilahy mendrika hohajaina noho ny raharaha na ny toerana misy azy, indrindra ny taona: Inty tonga Ingahy Rainibe ~ Ohatrinona itsy, ry Ingahy mpivarotra? [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A respectable word used in addressing elderly men, and often used before their names in speaking of them. See rangahy. Ingahy Prime Minister. The Prime Minister. [1.2]
|
| "Mister"; term of respect for a man of a certain age or dignity [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | "Monsieur"; terme honorifique [1.8]
|
Ohatra |
1 | Aza adino ange I Sarila s' Ingahy Sefo.
[2.470]
|
2 | Ambarao, ry Ingahy, izany jirika miafina aty izany, hoy ireo mpisambotra.
[2.324]
|
3 | Marary, hono, Ingahy Raboto, hoy izy.
[2.472]
|
|
Voambolana |
Zanakanarana |
|
Fanafohezana |
Mpanahaka |
Andriamatoa ~
Ingahibe ~
Rangahy ~
Rangahibe |
Ohabolana |
|