Teny iditra indray mahamasa-bary
Singan-teny indray ; mahamasaka ; -bary (vary)
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Halavam-potoana mitovy amin' ny fotoana ahamasahan' ny vary andrahoina (eo amin' ny antsasak' adiny eo) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy In about half an hour ; lit. as long as one cooking of rice. [1.2]
 The time it takes to cook rice (something over 30 minutes) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Le temps qu'il faut pour faire cuire du riz [1.8]
 Le temps nécessaire à la cuisson du riz. Environ une demi-heure. [2.415]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/25