Teny iditra indra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny hatevin-javatra, ka misy roa ny indra: ny indrakely na hatevenany, ary ny indrabe na ny sakany: Voatondro roa ny indrakelin' ny hazofisaka, ary irain-jehy ny indrabeny
Ilany: Nihazo ny indran-dalana izy mba tsy ho voahitsaky ny fiarakodia [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Largeur, épaisseur, côté: Ny indraben' ny sakaman-dimby dia irain-jehy ary ny indra-keliny dia voatondro telo (La poutre a un empan de largeur et trois travers de doigt d’épaisseur) ~ Nihataka teo an’ indran-dàlana izy, nony nandalo ny kalesy (Il s’écarta d’un côté du chemin, lorsque la voiture passait) ~ Teo an’ indrany aho (J’étais à côté de lui) [1.3]
Haiendriteny 
Tsotra : indra, indrany, indran-
Sampanteny 
 
Tovy hevitra indrany
Kamban-teny 

Teny iditra indra
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] Before, previously, whilst [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Avant, auparavant. [1.19]

Teny iditra indra
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano] izany [1.78]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Teny iditra indra
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] [1.78]
Sampanteny 

Teny iditra indrà
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Na....na..... [1.78]
Tovy hevitra ndra ~ ndra ñy

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/05/02