Teny iditra ikambanana (kambana)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1Fiterahana no anay fa zanaka ikambanana io; [2.587]
2Zanaka ikambanana, hono, aho, ka tsy azo atao an-trano mihono izy. [2.4]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ikambanana, ikambanako, ikambananao, ikambanany, ikambanantsika, ikambananay, ikambananareo, ikambanan', ikambanan-, ikambanam-, ikambana-
Ny lasa : nikambanana, nikambanako, nikambananao, nikambanany, nikambanantsika, nikambananay, nikambananareo, nikambanan', nikambanan-, nikambanam-, nikambana-
Ny hoavy : hikambanana, hikambanako, hikambananao, hikambanany, hikambanantsika, hikambananay, hikambananareo, hikambanan', hikambanan-, hikambanam-, hikambana-
Filaza mandidy : ikambano

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20