Teny iditra ihoarana (hoatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]
Ohatra 
1raha rano hanafotra izahay eto fefiloha tsy azo ihoarana [2.587]
2Misy tendrombohitra, raisy ranomasina, misy ony, izay tsy azony ihoarana [1.357]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ihoarana, ihoarako, ihoaranao, ihoarany, ihoarantsika, ihoaranay, ihoaranareo, ihoaran', ihoaran-, ihoaram-, ihoara-
Ny lasa : nihoarana, nihoarako, nihoaranao, nihoarany, nihoarantsika, nihoaranay, nihoaranareo, nihoaran', nihoaran-, nihoaram-, nihoara-
Ny hoavy : hihoarana, hihoarako, hihoaranao, hihoarany, hihoarantsika, hihoaranay, hihoaranareo, hihoaran', hihoaran-, hihoaram-, hihoara-
Filaza mandidy : ihoaro
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/07/01