Teny iditra Iharanandriana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (haitoetany) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy [Hiharanandriana hoy ny sasany] tendrombohitra be vatolampy, tomandavana mianavaratra sy mianatsimo, ao amin-ny faritany Ambatolampy, nefa tsy lavitra an-Antananarivo, tandrifindrifin' i Tsinjony sy Behenjy... 1825 m ny haavon' ny tendrony atsimo ary mihaiva kokoa ny avaratra. Ny Vazaha manao azy hoe "satro-jobon-i Behenjy"... [1.10]
Fanazavàna teny anglisy A rocky mountain some miles to the south of the capital. [1.2]
Ohatra Fito tany amin'ny Vakinisisaony : Ampandrana, Imerimanjaka, Alasora, Iharanandriana, Andramasina, Tsiafahy, Ambatomanga. [2.508]
Voambolana 
Tsipelina hafa 
Mpanahaka  Ny Tendrombohitra Roambinifolo
Fangi-bolantany -19.3666667, 47.8166667
Sary 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/21