Teny iditra iainana (aina)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : iainana, iainako, iainanao, iainany, iainantsika, iainanay, iainanareo, iainan', iainan-, iainam-, iaina-
Ny lasa : niainana, niainako, niainanao, niainany, niainantsika, niainanay, niainanareo, niainan', niainan-, niainam-, niaina-
Ny hoavy : hiainana, hiainako, hiainanao, hiainany, hiainantsika, hiainanay, hiainanareo, hiainan', hiainan-, hiainam-, hiaina-
Filaza mandidy : iaino
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11