Teny iditra honjohonjo
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Irery, tsy misy afa-tsy... (enti-milaza olona tokana na vitsy izay marihina fa mandeha irery); tsy misy olonkafa miaraka aminy: Honjohonjoko izaho irery nody tamin' iny takariva iny ~ Honjohonjonay telo mianaka nihazo iny lalana mianavaratra iny [1.1]
Kamban-teny 
Tsipelina hafa 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31