Teny iditra hiram-piangonana
Singan-teny hira ; fiangonana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Ilazana ny hira atao ho fiderana an' Andriamanitra, ka any antrano fivavahana indrindra no fanaovana azy [1.1]
Tovy hevitra hira masina

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14