Teny iditra | hetotra | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Rivotra avy any amin' ny tsinay, izay mivoaka avy ao amin' ny vava fivalanana ka mitsefotra na manao feo hafahafa tsy saro-pantarina [1.1] | ||||||
Voambolana | Fahasalamana ~ Feo | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |