Teny iditra |
hetaheta
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Famaizana hisotro: Main' ny hetaheta aho izany Faniriana mafy hanana; fitsiriritana tsy mety afa-po [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Thirst [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Soif [1.8]
|
Ohatra | Hanome rano izay mpandalo main' ny hetaheta ianao.
[2.117]
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|
Teny iditra |
hetaheta
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | Strong desire [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Désir ardent [1.8]
|
Ohatra | Mbola tao am-pon' ny rehetra ny hetaheta fahaleovantena.
[2.356]
|
Voambolana |
|