Teny iditra herim-boantay
Singan-teny hery ; voantay
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-milaza ny herin' olona tsy dia matanjaka firy fa be kiry miserana fotsiny [1.1]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12