Teny iditra hentitra
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Tapaka tsy misy romoromo mitazona azy intsony; enti-milaza teny hanambarana fahatapahan-kevitra tsy miova intsony: Tapaho ataovy hentitra tsara ny resaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Sharply cut off; definite, clear. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Coupé, rompu net [1.3]
 Rompu net; nettement décidé ou exprimé . [1.8]
Ohatra 
1hoy aho hentitra dia hentitra. [2.4]
2Tsy nisy valin-teny hentitra avy taminy. [2.356]
3Nony voa hentitra dia alefa ilay basy ray vava. [2.48]
4Raha tsy misy fepetra hentitra dia hitatra hatrany ity fanimbana ala ity. [2.445]
Sampanteny 
 
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/21