Teny iditra | hena ratsy | |
Singan-teny | hena ; ratsy | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilazana ny hena nozaraina tamin' ny mpandevina [1.1] | |
Ohatra | Ary ny zavatra tsy hanin' ny mitana ny sampy sy ny fadiny : ny kisoa, ny osy, ny sifotra, ny tongolo, ny henaratsy, ny henan-doza, ny tono avadika, ny tra-droatra, ny tono manompo, ny vary sangàna, ny toditra, ny anantarika, ny anamafaitra.
[2.857] | |
Tovy hevitra | henam-paty | |
Fivaditsoratra | hena ratsy, tresahina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/17 |