Teny iditra | hebiheby (heby) | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanetsiketsehana zavatra hisalovana ny fijery na ny lalan' ny hafa; fisakantsakanana amin' ny fivezivezena avy an-kavia na an-kavanana. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Hovering about, as a bird, wandering about, as a person having no place to rest in. probably redup. of heby. Comp. heva, sebiseby, tebiteby. [1.2] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |