Teny iditra | havozona | |||
Singan-teny | ha- (hatra) ; vozona | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Hatreo amin' ny vozona ny halaliny [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Up to the neck [1.2] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Jusqu' au cou [1.3] | |||
Voambolana | Toerana | |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny havozona io | |||
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/13 |