Teny iditra havana raha misy patsa
Singan-teny havana ; raha ; misy ; patsa
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Havana tonga manatona raha manamanana ny tena fa mihataka kosa rehefa mahantra satria tsy misy soa ho azy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01