Teny iditra havana akaiky
Singan-teny havana ; akaiky
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Havana izay mifanakaiky ny fihavanany, toy ny iray tampo, ny zanaky ny iray tampo, sns.. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A near relative. [1.2]
 Close relatives [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Proches parents [1.54]
 Parents proches [1.8]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01