Teny iditra | haronganina (harongana) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fiteny amin' ny biby be hatina, hatenina, izay manjary matevina ohatra ny harongana ny hodiny [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Diseased, scabbed. Used only in speaking of calves. [1.2] | |
Voambolana | Haibiby: fitsaboina momba ny biby | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |