Teny iditra haran > harana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Vato, taolana na zavatra hafa maty toy izany [1.78]
 Tendrombohitra vato: Haram-bato
Akoran-javatra mafy ary mangirangirana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A rocky place [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Grands rochers [1.8]
Ohatra 
1Dia takona izy, takon' ny kirihitr' ala kely manao ankaso nitahiry ny hasoan' ny bikany, toa zanak' osy mifalihavanja eny an-tampon' ny harana. [2.499]
2Ny lakato, dia iaraha-mahalala, fa izay lava-bato eny amin' ny harana izany, matetika sarotra anihina izy ireny fa indraindray amina hantsana mahatahotra tokoa no misy azy; [2.245]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Anaram-poko 
Anaran-toerana 

Teny iditra haran > harana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Taho na zaran-javatra, zarana: Haran' angady [1.1]
Kamban-teny 
Anaran' olona 

Teny iditra haran > harana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitadiavana, fikarohana sy fihazana [1.1]
Sampanteny 
 
Teny iditra haran > haraña
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Hantsana amoron-drano, tevana [1.78]
  [Tanala] Hantsana, tevana [1.78]
Anaran-toerana 

Teny iditra haran > harana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Akoran-driaka: Lehe malaka haraña añareo ko manao va soa amin'ny rano [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Corail. [1.19]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra haran > harana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka, Tanala] Akora [1.78]
Fanazavàna teny anglisy Sea shells; an eggshell [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Coquillage; coque des oeufs [1.8]
Voambolana 

Teny iditra haran > harana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] (haraña) faty maina, faty maina havadika, tolan'olona maty [1.78]
  [Sihanaka] Faty maina [1.78]

Teny iditra haran > harana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A plant from which sticks for the ribs of umbrellas are obtained. Same as hazoharana. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] (de harana : action de rechercher activement quelque chose ; voir aussi haramboanjo) Arbre non identifié à bois très nerveux. Les petites branches très élastiques servaient autrefois en guise de baleines pour les ombrelles et parapluies confectionnés à Madagascar. On l'appelle aussi hazoharana . [1.196]
Voambolana 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra haran > Harana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Harana [2.996]
 Haran [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Harân [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Aràna
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Teny iditra haran > hara-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe haratra
Kamban-teny 

Teny iditra haran > hara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Akora [1.78]
 Zavatra nalaina tamin' ny akorandriaka fanao bokotra na haingon-javatra; lanin-kazandrano manify [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Mother-of-pearl. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Coquille [1.82]
  [Sakalava] Ce mot désigne la coquille d'un oeuf ou d'un mollusque (nacre), mais il s'emploie aussi pour le péricarpe durci de certains fruits. D'après J. Lombard, ASEMI, vol. 7, fasc. 2-3, p. 211 (1976), on l'employait en composition. Exemple : Hara-papazy (sakalava) écuelles à très bon marché, faites d'une écorce de papaye séchée. [1.196]
Kamban-teny 

Teny iditra haran > hara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Tanety, vatolampy [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Rochers [1.82]

Teny iditra haran > hara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Cadavre, après l'ensevelissement. [1.19]

Teny iditra haran > hara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Arosy (vorona) [1.78]
Voambolana 

Teny iditra haran > hara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de hara : matière qui peut être utilisée en couche très mince comme la nacre, l'écaille, etc.) Nom d'une paille à chapeaux très fine qu'on utilise pour de menus ouvrages : Loudetia simplex subsp. stipoides Bosser (Poaceae). [1.196]
Anarana siantifika Loudetia simplex subsp. stipoides
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Teny iditra haran > arana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Milaza fanaovana izay tiana [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra haran > arana (ara)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Voarefy, voafatra [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Mesuré [1.82]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : arana, arako, aranao, arany, arantsika, aranay, aranareo, aran', aran-, aram-, ara-
Ny lasa : narana, narako, naranao, narany, narantsika, naranay, naranareo, naran', naran-, naram-, nara-
Ny hoavy : harana, harako, haranao, harany, harantsika, haranay, haranareo, haran', haran-, haram-, hara-

Teny iditra haran > arana (ara)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Ampifalifaliana [1.78]

Teny iditra haran > araña
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Tratra [1.78]

Teny iditra haran > araña
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Ery, etsy, aroa [1.78]

Teny iditra haran > arana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (sens général : action de satisfaire ses goûts). Ce serait aussi le nom d'un arbre d'après Dandouau. [1.196]
Voambolana 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra haran > Aràna
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Aràna [2.996]
 Haran [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Harân [2.996]
Ohatra — Tanàna tany Harana akaikin' ny ony Eofrata [1.38]
Voambolana 
Tovy hevitra Harana
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Teny iditra haran > harana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Vato, taolana na zavatra hafa maty toy izany [1.78]
 Tendrombohitra vato: Haram-bato
Akoran-javatra mafy ary mangirangirana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A rocky place [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Grands rochers [1.8]
Ohatra 
1Dia takona izy, takon' ny kirihitr' ala kely manao ankaso nitahiry ny hasoan' ny bikany, toa zanak' osy mifalihavanja eny an-tampon' ny harana. [2.499]
2Ny lakato, dia iaraha-mahalala, fa izay lava-bato eny amin' ny harana izany, matetika sarotra anihina izy ireny fa indraindray amina hantsana mahatahotra tokoa no misy azy; [2.245]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Anaram-poko 
Anaran-toerana 

Teny iditra haran > harana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Taho na zaran-javatra, zarana: Haran' angady [1.1]
Kamban-teny 
Anaran' olona 

Teny iditra haran > harana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fitadiavana, fikarohana sy fihazana [1.1]
Sampanteny 
 
Teny iditra haran > haraña
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Hantsana amoron-drano, tevana [1.78]
  [Tanala] Hantsana, tevana [1.78]
Anaran-toerana 

Teny iditra haran > harana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsileo] Akoran-driaka: Lehe malaka haraña añareo ko manao va soa amin'ny rano [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Corail. [1.19]
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra haran > harana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka, Tanala] Akora [1.78]
Fanazavàna teny anglisy Sea shells; an eggshell [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Coquillage; coque des oeufs [1.8]
Voambolana 

Teny iditra haran > harana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] (haraña) faty maina, faty maina havadika, tolan'olona maty [1.78]
  [Sihanaka] Faty maina [1.78]

Teny iditra haran > harana
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy A plant from which sticks for the ribs of umbrellas are obtained. Same as hazoharana. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka] (de harana : action de rechercher activement quelque chose ; voir aussi haramboanjo) Arbre non identifié à bois très nerveux. Les petites branches très élastiques servaient autrefois en guise de baleines pour les ombrelles et parapluies confectionnés à Madagascar. On l'appelle aussi hazoharana . [1.196]
Voambolana 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra haran > Harana
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Harana [2.996]
 Haran [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Harân [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Aràna
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Teny iditra haran > haranka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A provincial word for tratra (the chest) [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Poitrine. (tràtra). [1.19]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Teny iditra haran > hara-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe haratra
Kamban-teny 

Teny iditra haran > hara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] Akora [1.78]
 Zavatra nalaina tamin' ny akorandriaka fanao bokotra na haingon-javatra; lanin-kazandrano manify [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Mother-of-pearl. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Coquille [1.82]
  [Sakalava] Ce mot désigne la coquille d'un oeuf ou d'un mollusque (nacre), mais il s'emploie aussi pour le péricarpe durci de certains fruits. D'après J. Lombard, ASEMI, vol. 7, fasc. 2-3, p. 211 (1976), on l'employait en composition. Exemple : Hara-papazy (sakalava) écuelles à très bon marché, faites d'une écorce de papaye séchée. [1.196]
Kamban-teny 

Teny iditra haran > hara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Tanety, vatolampy [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Rochers [1.82]

Teny iditra haran > hara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Cadavre, après l'ensevelissement. [1.19]

Teny iditra haran > hara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sihanaka] Arosy (vorona) [1.78]
Voambolana 

Teny iditra haran > hara
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] (de hara : matière qui peut être utilisée en couche très mince comme la nacre, l'écaille, etc.) Nom d'une paille à chapeaux très fine qu'on utilise pour de menus ouvrages : Loudetia simplex subsp. stipoides Bosser (Poaceae). [1.196]
Anarana siantifika Loudetia simplex subsp. stipoides
Voambolana 

Fivaditsoratra 

haran   
Aràna
Haran [2.996]
Harana
Harana [2.996]
Haran [2.996]

haran   
Aràna
Harân [2.996]
Harana
Harana [2.996]
Harân [2.996]