Teny iditra haram-bato
Singan-teny harana ; vato
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  [Taifasy] Vatolampy [1.78]
  [Sihanaka] Hantsambato [1.78]
Fanazavàna teny anglisy [vato, a stone.] a huge prominent rock, a rocky place. [1.2]
 A large rock, a protruding vein of rock [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Grand rocher [1.8]
Ohatra Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany. [2.499]

Nohavaozina tamin' ny 2024/01/12