Teny iditra harahina (haraka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny frantsay Ce qu'on extorque [1.3]
Ohatra 
1tsy maintsy harahina rahateo ny tenin' ny dokotera fa mafy loatra ny nahazo teo izay. [2.470]
2Andeha harahina ireny efa nikasa hamabo antsika ireny, ka andeha ho babointsika. [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : harahina, harahiko, harahinao, harahiny, harahintsika, harahinay, harahinareo, harahin', harahin-, harahim-, harahi-
Ny lasa : noharahina, noharahiko, noharahinao, noharahiny, noharahintsika, noharahinay, noharahinareo, noharahin', noharahin-, noharahim-, noharahi-
Ny hoavy : hoharahina, hoharahiko, hoharahinao, hoharahiny, hoharahintsika, hoharahinay, hoharahinareo, hoharahin', hoharahin-, hoharahim-, hoharahi-
Filaza mandidy : haraho

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20