Teny iditra | haorina (haotra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Kaohina na kikisana amin' ny hoho ny hoditra mba ho afaka ny hidihidy: Haoriny foana ny ranjony ka nanjary nisy hazaka / Haory kely aho fa mangidihidy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | See haotra [1.2] | ||||||||
To be scratched [1.7] | |||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Contre quoi on se frotte [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Tovy hevitra | haotraorina | ||||||||
Fivaditsoratra | aharony, ahorina, aniraho, anohary, anorahy, arahony, aronahy, haorina, hariaño, haroina, hoarina, iharano, oharina, rihaona, roahina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |