Teny iditra handatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Somary misy toa mavesatra sady miraikidraikitra ao am-bava raha mihinana voankazo manta toy ny kaki, manga manta, ets, Maisatra [1.78]
  [Tanala] Maisatra amin'ny lela [1.78]
 Misy tsiro somary maisatra amin' ny lela na amin' ny lanilany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay (toute l'île) Adjectif : âcre ou âpre comme certains fruits trop verts. Le diminutif handatrandatra est souvent employé. [1.196]
Voambolana 
Sampanteny 
Tovy hevitra handatre

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31