Teny iditra | haminy > hamy | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsiro tsara toy ny an' ny tantely na ny siramamy [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Sweetness, excellence, as of honey. [1.2] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Douceur, comme celle du miel et du sucre: Odre! ity hamin' ny tantely! (Comme ce miel est doux!) Suavité, agrément, charmes, délices [1.3] | |||||||||||||||
Ohatra | no tsy azo naroso intsony, ka hamy hery nisaraka tamin' alahelo.
[2.649] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Kamban-teny |
| |||||||||||||||
Zanakanarana | ||||||||||||||||
Teny iditra | haminy > Hamy | |||||||||||||||
Singan-teny | hamy ; sombina ; tantara | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky) | |||||||||||||||
Zana-dohateny | Sombintantara | |||||||||||||||
Mpanoratra | Andriamangatiana Iharilanto Patrick, 2000 | |||||||||||||||
Fanonta printy | Takila: 51. | |||||||||||||||
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra | |||||||||||||||
Fivaditsoratra | hamy, hima, mahy, miha |
Teny iditra | haminy > maminy | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara, Taimoro] Manafina [1.78] | |
Fivaditsoratra | maminy, manimy, mimany |
Teny iditra | haminy > hamina | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Hamaotinana, fiandriandrianana amin' ny fitafiana na amin' ny toetra [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | égalité d’esprit, modération, bonne tenue [1.3] | ||||||||||||
Teny iditra | haminy > hamina | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fipetrahana misonanina tsy misy ahiahy; toetra tony tsy manahy na inona na inona [1.1] | ||||||||||||
Sampanteny |
| ||||||||||||
Teny iditra | haminy > hamina | ||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Lamba fotsy ary manify kely [1.1] | ||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Toile mince et blanche [1.3] | ||||||||||||
[Tankarana] Toile blanche. [1.19] | |||||||||||||
Voambolana | Toe-karena: zaitra | ||||||||||||
Fivaditsoratra | hamany, hamina, mahina, manahy, mihana |