Teny iditra | halavorariana (lavorary) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra na olona tonga amin' ny fanaperana ka tsy misy hokianina intsony ny aminy: Sarotra ny mahatratra ny halavorariana / Mahavariana ny halavorarian' ny milina ao amin' ny tenan' olombelona [1.1] | |
Tovy hevitra | fahalavorariana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |