Teny iditra halavana (lava)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra lava hita-maso: Ampiasao eto ny halavanao ~ Ny halavan' ny latabatra ity no tsy hahatafidirany ao amin' io efitra io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Length [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Longueur [1.8]
Voambolana 
Tovy hevitra fahalava ~ halava
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20