Teny iditra | halava (lava) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Toetran' ny zavatra lava refy: Tsy ampy ny halavan' itỳ tady itỳ [1.1] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Longueur [1.3] | ||
Tovy hevitra | fahalava ~ halavana | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |