Teny iditra halatra
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fakana zavatr' olona tsy an-drariny: Voarara ao amin' ny didy fahafito ny halatra
Fifetsena zavatr' olona: Halatra ankitsirano izao fihazonanao ny koramako izao
Zavatra nangalarina: Mahavoasazy ny mividy halatra
Mitovy hevitra: behariva ~ latsakalina ~ rairay ~ temoka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Theft, pilfery, robbery [1.2]
Fanazavàna teny frantsay La chose volée, vol, larcin, action faite à la dérobée, sans permission: Sahy nivarotra halatra izy (Il a osé vendre des objets volés) [1.3]
Ohatra 
1Hita fa halatra ity, ary halatra goavana. [2.4]
2tsy manana anton-koraka fa halatra no antenainy; [2.69]
3Indray maka, nisy vonoana olona noho ny halatra mangahazo. [2.472]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 
Lahatsoratra 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/28