Teny iditra hadio (dio)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra madio, tsy misy loto: Hadion-damba re izany [1.1]
Tovy hevitra hadiovana ~ fahadiovana

Teny iditra hadio (hady)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana hadina [fitanisana]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20