Teny iditra goraraika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Feo re avy amin' ny fandehandehanan' ny rivotra na ny ranon-javatra any amin' ny lalan-kanina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The noise of wind in the stomach. [1.2]
Voambolana 
Sampanteny 
Tovy hevitra koraraika

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31