Teny iditra |
godra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Mahafaly]
Variété de riz à petit grain allongé mais non translucide, cultivé sutout aux environs de Tuléar. [1.196]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
godra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny anglisy | [Provincial]
For faika
Syrup, confections, pure soup. [1.2]
|
|
Teny iditra |
gôdra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka]
Poti-javatra mitavana eny amin'ny vodi-tavoahangy misy betsabetsa (laron-toaka), fotaka malemy [1.78]
|
|
Teny iditra |
godra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Osa, marary vanin-taolana; malemy eo am-pitoerana tsy afa-mihetsika. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Feebleness about the joints. [1.2]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Tovy hevitra | ~ |
|