Teny iditra gidro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Feon-javatra mifampikasoka ka midridridridry, mifandilotra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A creaking noise somewhat louder than dridridridry [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Grincement, le bruit du frottement, le craquement, le cri des rats [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 
Tovy hevitra gidrogidro ~ gidroka

Teny iditra gidro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] safiafy [1.78]

Teny iditra gidro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Olona ratsy tarehy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Laid, figure de singe [1.3]
 Se disait des gens laids [2.415]

Teny iditra gidro
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Karazam-biby mitovitovy habe amin' ny saka saingy izy lava rambo ary ny tarehiny manana toetra ifandraisany amin' ny olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A grey species of lemur, the mongoose lemur. Lemur mongoz, L. Also loosely used for other species, as L. catta, Lepilemur mustelinus, etc. See amboanala. [Comp. Swa. ngedere, a species of monkey; Ar. qird, an ape.] [1.2]
 Any monkey-like creature [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Plusieurs espèces de makis, surtout le noir-gris. Prosienia mongoz [1.3]
Fanazavàna teny anglisy Crowned lemur (Eulemur coronatus)
Mongoose lemur (Eulemur mongoz) [2.233]
Fanazavàna teny frantsay Maki (gris noir) [1.54]
 Singe ou lémurien [1.8]
 Lémur couronné (Eulemur coronatus)
Lémur mongoz (Eulemur mongoz) [2.233]
Anarana siantifika Eulemur coronatus, Eulemur fulvus, Eulemur mongoz, Lemur catta, Lemur mongoz, Lepilemur mustelinus, Prosienia mongoz
Ohatra 
1Ny biby no mifanaretsaka ao, ny gidro sy ny namany ary ny voron-dia sy vorondreo. [2.895]
2Tsy maninona na mpanotrika izany, na mpaka kitay, na lambo, na gidro, na bibilava. [2.472]
Voambolana 
Zanakanarana ahay, aiay, alokoteha, amboanala, ampongy, ankomba, ankombajoby, ankombamalandy, ankombamena, apongy, avahy, babakoto, bandro, barimaso, beharavoaka, bekola, boenga, boengy, bokombolo, bokombolomena, dadintsifaky, dredrika, endrina, fitiliky, fitily, fotsifaka, fotsife, hahay, haihay, halo, hataka, hira, kintrontro, kofy, koitsiky, komba, kotrika, mahiabeala, maky, matavirambo, pondiky, repahaka, sadabe, setohy, siba, sifaka, simpona, simpony, soamiera, songiky, tanta, tantaraolana, tantaraolona, tilitilivaha, titilivaha, tongona, trangalavaka, tsarafangitra, tsiba, tsibahaka, tsidiala, tsidihy, tsidy, tsitsidy, tsitsihy, vakiandry, vakivoho, varibolo, varibolomena, varika, varikamavo, varikandana, varikandra, varikandrana, varikosy, varimena, varinena, vary
Tsanganana sy sary iray takila Ny Gidro
Sary 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/21