Teny iditra | ganina (gana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Arindrina na kapohina mafy: Aza ganina toy izany ny varavarana [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be knocked so as to sound loudly, as the shutting of a door. [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on ferme ou qu'on frappe avec bruit, (tissu) qu'on bat fortement [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | angina, ganina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |