Teny iditra gaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanenon' ny vorombazaha na ny goaika. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The quacking of a duck. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Cri du canard, du corbeau [1.3]
Voambolana 
Sampanteny 
Tovy hevitra gagàka

Teny iditra gaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vola na tamby hafa omena olona mba hanao raharaha efa anakaramana azy ara-dalàna: Tsy nety nanao ilay raharaha Rabe raha tsy nomena gaka
Mitovy hevitra: kolikoly ~ sisika. ~ totohondry vola ~ tsolotra [1.1]

Teny iditra gaka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fisotroana (rano) ka agorodana avy hatrany. [1.1]
Sampanteny 

Teny iditra gaka
Sokajin-teny Tsy lazaina
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] For goka [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/12