Teny iditra FRAM
Sokajin-teny anarana (fanafohezanteny) [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Fikambanan'ny Ray Amandrenin'ny Mpianatra [3.1]
Fanazavàna teny anglisy Parent-teacher associations that hire contract teachers, called FRAM teachers [5.en.http://www.povertyactionlab.org/publication/impacts-school-management-reforms-madagascar-do-impacts-vary-teacher-type]
Ohatra Hataonao ahoana ny mpampianatra FRAM izay iaraha-mahalala ny tsy fahampian' ny fanofanana azy? [4.27]
Voambolana 
Mpanahaka  Fanafohezan-teny

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/18