Teny iditra fotsimbary
Singan-teny fotsy ; -bary (vary)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Akotry voatoto efa nialan' ny fonony mafy: Omeo fotsimbary afahana an' ireo akoho ireo [1.62]
Fanazavàna teny anglisy [ fotsim-bary ] Peeled rice, rice cleared from the husk as distinguished from akotry. [1.2]
 [ fotsim-bary ] White rice cleaned and ready for cooking [1.7]
Fanazavàna teny frantsay [ fotsim-bary ] Riz blanc prêt à la cuisson [1.8]
 (dans toute l'île) (de fotsy [1.196]
Ohatra 
1Koa dia nasainy nanao sakafo haingana dia haingana Ilaimanga, ary Rasolo kosa nasainy nividy fotsimbary. [2.324]
2Be antitra sy olo-mahia mangozohozo daholo no tsy maintsy miara-milahatra aminy mba hahazoany fotsimbary kely folo kilao sy hena manta vitsivitsy isan-kerinandro; [2.470]
Voambolana 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/11/21