Teny iditra fon' ny mpanefy
Singan-teny fo ; mpanefy
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Enti-manondro ny olona saro-po (angamba noho ny mpanefy, rehefa mively ny vy amin' ny tantanana, manao araka izay heriny rehetra) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A quick temper [1.7]
Fanazavàna teny frantsay (lit. coeur de forgeron), qui se fâche facilement [1.8]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16