Teny iditra fo milafi-karena
Singan-teny fo ; milafika ; harena
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Tsy mitsitsy tena na kely aza amin' ny fihariana, amin' ny fitadiavan-karena; matoky ny harena ananana ka sahy manao na inona inona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [lafika, a bed, bedding, harena, wealth.] Used of one who makes riches his chief object in life; lit. a heart reposing on riches. [1.2]

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/16