Entrée fomban > fombana (omba)
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fiarahana, fiarahana mandeha, fanotronana

Entrée fomban > fomba
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Fiaraka mandeha, fanotrona
¶ Fitambaran' ny toetra fototra mitory ny maha-izy ny olona na zavatra iray: Fomban' ny olombelona ny mieritreritra ~ Tsy misy mahalala tanteraka ny fomban' Andriamanitra
¶ Fanao tsy misaraka amin' ny maha-izy ny zavatra iray: Fomban' ny miaramila ny mandeha miady
¶ Fanaovan-javatra, fanao ampiasaina: Samy hafa ny fomba fandrefesana taloha sy ankehitriny
¶ Toetra mahazatra entina miens, fahazarana: Samy manana ny fombany ny firenena ~ Aza taitra ianao amin' ny afitsok' io Rangahy io fa fombany izany
Mitovy hevitra: fahazarana ~ famindra. ~ fanao ~ fenitra ~ fihetsehan ~ fihetsika ~ filamatra ~ filatro ~ riba ~ sata
Explications en anglais  [Richardson 1885] custom, habit.
  [Hallanger 1973] a custom; a habit; the nature of a thing or of a person
Explications en français  [Hallanger 1974] coutume; habitude; les qualités d'une chose ou d'une personne
Morphologie 
fomba
fombako
fombanao
fombany
fombantsika
fombanay
fombanareo
fomban'
fomban-
fombam-
-pomba
-pombako
-pombanao
-pombany
-pombantsika
-pombanay
-pombanareo
-pomban'
-pomban-
-pombam-
Mots composés, titres, noms 
 
Citations 

Entrée fomban > fomba
Partie du discours nom
Explications en français  [Boiteau 1997] [Betsimisaraka] (corruption de fomby) Nom donné à l'une des formes de Raphia ruffia (Jacq.) Mart. (Arecaceae) la moins appréciée pour la production des fibres. Il s'agit des sujets âgés, sur le point de fructifier et dont la végétation est ralentie (on sait que le Raphia est monocarpique et meurt après avoir produit ses fruits). Comparer à fomby
Vocabulaire 
Nom scientifique Raphia ruffia
Synonymes fombanala