Teny iditra foanana (foana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Tsy atao indray: Nofoanana ny fety saika hatao fa nisy sampona
Lazaina ho tsy manan-kery intsony: Lalàna efa nofoanan' ny Fanjakana io [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be abolished, to be brought to naught [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on vide, qu'on abolit, qu'on annulle [1.8]
Ohatra 
1Valin' ny natao tsy azo foanana. [2.296]
2Ny ahiahy faharoa tsy maintsy foanana dia ny momba ny anjaran' ny Fanjakana. [4.27]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : foanana, foanako, foananao, foanany, foanantsika, foananay, foananareo, foanan', foanan-, foanam-, foana-
Ny lasa : nofoanana, nofoanako, nofoananao, nofoanany, nofoanantsika, nofoananay, nofoananareo, nofoanan', nofoanan-, nofoanam-, nofoana-
Ny hoavy : hofoanana, hofoanako, hofoananao, hofoanany, hofoanantsika, hofoananay, hofoananareo, hofoanan', hofoanan-, hofoanam-, hofoana-
Filaza mandidy : foany, foano

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/14