Teny iditra | fively (vely) | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mively na mikapoka amin' ny kanonta Kanonta fandentehana fantaka, na fandraka, na fantsika [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | Anything used to strike with. [1.2] | ||
A hammer, a mallet [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Marteau, maillet [1.3, 1.8] | ||
Tout instrument pour frapper [1.3] | |||
Voambolana | Fitaovam-piasana | ||
Kamban-teny |
| ||
Mpanahaka | famofoka ~ tantanana ~ tantanan-kazo | ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fively io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/08 |