Teny iditra fivalo (valo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny zavatra mivalo, na mizara valo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay état de ce qui est partagé en huit [1.3]

Teny iditra fivalo (valo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mivalo, izany hoe mangata-pamelana fa nanao hadisoana, mibaboka [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/16