Teny iditra | fitonoana (tono) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fanamasahana zavatra, indrindra ny hena, amin' ny fanaovana azy eo ambony lelafo na ao anaty lavenona; fanatsatsihana [1.1] | |
Fivaditsoratra | fionotana, fitonoana, fotoanina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |