Teny iditra fitokana (toka)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Firariana hahery na fanozonana ho resy: Hohenoin' i Zanahary anie ny fitokànao [1.1]

Teny iditra fitokana (tokana)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mitokana, izany hoe mankalaza (zavatra) am-pahibemaso alohan' ny hampiasana azy [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20